2 Samuel 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia tsy hiala amin’ny taranakao mihitsy kosa ny sabatra, satria nanamavo Ahy ianao ka naka ny vadin’i Oria hetita ho vadinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny noho ianao nanamavo Ahy, sy naka ny vadin’i Oria Heteanina, ho vadinao, dia tsy hiala amin’ny taranakao mandrakizay kosa ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia tsy hiala amin’ny taranakao mandrakizay kosa ny sabatra, satria tsy noraharahainao Aho fa nalainao ny vadin’i Orià ilay Hetita mba ho vadinao.
Malagasy Bible 1865
Koa noho izany dia tsy hiala amin'ny taranakao mandrakizay kosa ny sabatra, satria nanamavo Ahy ianao ka naka ny vadin'i Oria Hetita ho vadinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia tsy hiala amin’ny taranakao mihitsy kosa ny sabatra, satria nanamavo Ahy ianao ka naka ny vadin’i Oria hetita ho vadinao.
malagasy
Koa noho izany dia tsy hiala amin'ny taranakao mandrakizay kosa ny sabatra, satria nanamavo Ahy ianao ka naka ny vadin'i Oria Hetita ho vadinao.