2 Samuel 12:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa noho ny nampitenenanao ratsy ny fahavalon’NY TOMPO tamin’izany zavatra izany dia ho faty tokoa ny zaza izay haterakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa nampanesoinao an’i Iaveh ny fahavalony tamin’izany zavatra nataonao izany; ka noho izany dia ho faty ny zanaka naterakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa noho ianao nampiteny ratsy ny fahavalon’ny TOMPO tamin’izany nataonao izany, dia ny zanaka izay naterakao no ho faty.
Malagasy Bible 1865
Nefa noho ny nampitenenanao ratsy ny fahavalon'i Jehovah amin'izany zavatra izany dia ho faty tokoa ny zaza izay haterakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa noho ny nampitenenanao ratsy ny fahavalon’NY TOMPO tamin’izany zavatra izany dia ho faty tokoa ny zaza izay haterakao.
malagasy
Nefa noho ny nampitenenanao ratsy ny fahavalon'i Jehovah amin'izany zavatra izany dia ho faty tokoa ny zaza izay haterakao.