2 Samuel 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nody tany an-tranony i Natana. Ary NY TOMPO namely ny zaza izay nateraky ny vadin’i Oria tamin’i Davida ka narary be ny zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa nankany an-tranony i Natàna. Ary nasian’i Iaveh ny zaza naterak’i Oria, tamin’i Davida, ka nandraiki-narary mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nody tany an-tranony i Natàna. Namely aretina ny zaza izay nateraky ny vadin’i Orià tamin’i Davida ny TOMPO, ka dia narary mafy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Natana nody tany an-tranony. Ary Jehovah namely ny zaza izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i Davida, ka dia narary be ny zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nody tany an-tranony i Natana. Ary NY TOMPO namely ny zaza izay nateraky ny vadin’i Oria tamin’i Davida ka narary be ny zaza.
malagasy
Ary Natana nody tany an-tranony. Ary Jehovah namely ny zaza izay nateraky ny vadin'i Oria tamin'i Davida, ka dia narary be ny zaza.