2 Samuel 12:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifona tamin’Andriamanitra ho an’ny zaza i Davida ka nifady hanina. Nony nody izy dia nandry tamin’ny tany mandritra ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivavaka tamin’Andriamanitra ho an’ny zaza i Davida sady nifady hanina; ary niditra izy ka nandry tamin’ny tany nandritra ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitalaho tamin’Andriamanitra ho an’ilay zaza i Davida, ka nifady hanina; ary rehefa niditra tao an’efitranony izy nony alina, dia nandry tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary nifona tamin'Andriamanitra ho an'ny zaza Davida, dia nifady hanina sady niditra ka nandry tamin'ny tany mandritra ny alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifona tamin’Andriamanitra ho an’ny zaza i Davida ka nifady hanina. Nony nody izy dia nandry tamin’ny tany mandritra ny alina.
malagasy
Ary nifona tamin'Andriamanitra ho an'ny zaza Davida, dia nifady hanina sady niditra ka nandry tamin'ny tany mandritra ny alina.