2 Samuel 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana nankao aminy hampiarina azy amin’ny tany ny loholona tao an-tranony; nefa tsy nety izy sady tsy nety niara-nihinan-kanina taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka niangavy mafy taminy ny loholona tao an-tranony, mba hampiarina azy amin’ny tany; nefa tsy nety izy, ary tsy niara-nihinana tamin’ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niezaka nankao aminy mba hampiarina azy ireo loholona tao an-dapa, kanefa dia nolaviny; ary tsy nety niara-nisakafo tamin’ireo koa izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny loholona tao an-tranony nitsangana nankao aminy hampiarina azy amin'ny tany; nefa tsy nety izy sady tsy nety niara-nihinan-kanina taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana nankao aminy hampiarina azy amin’ny tany ny loholona tao an-tranony; nefa tsy nety izy sady tsy nety niara-nihinan-kanina taminy.
malagasy
Ary ny loholona tao an-tranony nitsangana nankao aminy hampiarina azy amin'ny tany; nefa tsy nety izy sady tsy nety niara-nihinan-kanina taminy.