2 Samuel 12:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony hitan’i Davida anefa fa nitakoritsika ny mpanompony dia fantany fa maty ny zaza ka hoy izy tamin’ny mpanompony: Maty va ny zaza? Ary hoy ireo: Maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Davida nitakoritsika ny mpanompony, ka fantatr’i Davida fa maty ny zaza. Hoy i Davida tamin’ny mpanompony: «Maty angaha ny zaza?» ary hoy ireo: «Maty izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tsikaritr’i Davida fa nitakoritsika ny mpanompony, dia fantany fa maty ny zaza; ka hoy izy nanontany azy ireo: –Maty ve ny zaza? Dia hoy ireo hoe: –Eny, maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'i Davida fa nitakoritsika ny mpanompony, dia fantany fa maty ny zaza; ka hoy izy tamin'ny mpanompony: Maty va ny zaza? Ary hoy ireo: Maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony hitan’i Davida anefa fa nitakoritsika ny mpanompony dia fantany fa maty ny zaza ka hoy izy tamin’ny mpanompony: Maty va ny zaza? Ary hoy ireo: Maty.
malagasy
Ary nony hitan'i Davida fa nitakoritsika ny mpanompony, dia fantany fa maty ny zaza; ka hoy izy tamin'ny mpanompony: Maty va ny zaza? Ary hoy ireo: Maty.