2 Samuel 12:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay mpanankarena dia nanana ondry aman’osy sy omby betsaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ondry aman’omby sesehena no an’ilay mpanan-karena;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanana ondry sy omby marobe ilay mpanankarena;
Malagasy Bible 1865
Ilay manan-karena nanana ondry aman'osy sy omby betsaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay mpanankarena dia nanana ondry aman’osy sy omby betsaka;
malagasy
Ilay manan-karena nanana ondry aman'osy sy omby betsaka;