2 Samuel 12:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo maty izy izao, koa nahoana aho no mbola hifady hanina ihany? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy dia tsy hiverina etỳ amiko intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa rehefa maty kosa izy ankehitriny dia ahoana indray no hifadiako hanina? Mahay mamerina azy indray va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina hankatỳ amiko intsony!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maty izy anefa ankehitriny, koa nahoana aho no mbola hifady hanina? Moa mahay mamerina azy ho velona indray va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina amiko intsony.
Malagasy Bible 1865
Kanjo maty izy izao, ka nahoana aho no hifady hanina intsony? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina etỳ amiko intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo maty izy izao, koa nahoana aho no mbola hifady hanina ihany? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy dia tsy hiverina etỳ amiko intsony.
malagasy
Kanjo maty izy izao, ka nahoana aho no hifady hanina intsony? Mahay mampiverina azy va aho? Izaho no hankany aminy, fa izy tsy hiverina etỳ amiko intsony.