2 Samuel 12:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka naniraka an’i Natana mpaminany hanao ny anaran’ny zaza hoe Jedidia, noho ny amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka naniraka hilaza izany tamin’ny alalan’i Natàna, mpaminany, izay nanome anarana azy hoe i Jedidiah, noho ny amin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka naniraka an’i Natàna mpaminany hanome azy anarana hoe Jedidià, izany hoe: «Tiavin’ny TOMPO».
Malagasy Bible 1865
dia naniraka an'i Natana mpaminany ka nanao ny anaran'ny zaza hoe Jedidia noho ny amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka naniraka an’i Natana mpaminany hanao ny anaran’ny zaza hoe Jedidia, noho ny amin’NY TOMPO.
malagasy
dia naniraka an'i Natana mpaminany ka nanao ny anaran'ny zaza hoe Jedidia noho ny amin'i Jehovah.[Jedidia = Tian'i Jehovah]