2 Samuel 12:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namely an’i Raban’ny taranak’i Amona i Joaba ka nahazo ny tanànan’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jôaba ilay nanao fahirano an’i Rabàn’ny taranak’i Amôna, dia nahafaka ny tanànam-panjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notafihin’i Jôaba i Rabà, renivohitry ny Hamônita ka azony ny tanànan’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba namely an'i Raban'ny taranak'i Amona ka nahafaka ny tanànan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namely an’i Raban’ny taranak’i Amona i Joaba ka nahazo ny tanànan’ny mpanjaka.
malagasy
Ary Joaba namely an'i Raban'ny taranak'i Amona ka nahafaka ny tanànan'ny mpanjaka.