2 Samuel 12:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka tany amin’i Davida i Joaba hilaza hoe: Namely an’i Raba aho ka nahazo ny tanàna misy rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka naniraka olona tany amin’i Davida i Jôaba hanao aminy hoe: «Nataoko fahirano i Rabà, ary efa afako ny tanànan’ny rano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naniraka olona nankany amin’i Davida i Jôaba hilaza aminy hoe: «Notafihiko i Rabà, ka azoko mbamin’ny faritra fitahirizan-dranony.
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba naniraka olona tany amin'i Davida nanao hoe: Namely an'i Raba aho ka nahafaka ny tanàna misy rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka tany amin’i Davida i Joaba hilaza hoe: Namely an’i Raba aho ka nahazo ny tanàna misy rano.
malagasy
Ary Joaba naniraka olona tany amin'i Davida nanao hoe: Namely an'i Raba aho ka nahafaka ny tanàna misy rano.