2 Samuel 12:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, vorio ny olona sisa ka mitobia hamely ny tanàna ary aoka ho azonao izy, fandrao izaho no hahazo ny tanàna; dia hotononina araka ny anarako izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny vorio ny vahoaka sisa, dia avia ianao hitoby hamely ny tanàna sy haka azy, fandrao dia ny tenako no maka ny tanàna ka hantsoina amin’ny anarako izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny vorio ny miaramila sisa, dia tongava hanao fahirano ny tanàna mba hahazoanao azy, fandrao izaho no hahazo azy ka ny anarako no homem-boninahitra.»
Malagasy Bible 1865
Koa vorio ny olona sisa izao, ka mitobia hamely ny tanàna, ary aoka ho afakao izy; fandrao izaho no hahafaka ny tanàna, ka dia hotononina araka ny anarako izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, vorio ny olona sisa ka mitobia hamely ny tanàna ary aoka ho azonao izy, fandrao izaho no hahazo ny tanàna; dia hotononina araka ny anarako izy.
malagasy
Koa vorio ny olona sisa izao, ka mitobia hamely ny tanàna, ary aoka ho afakao izy; fandrao izaho no hahafaka ny tanàna, ka dia hotononina araka ny anarako izy.