2 Samuel 12:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namory ny vahoaka rehetra i Davida dia nankany Raba ka namely azy ary nahazo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novorin’i Davida ny vahoaka rehetra ary nankany Rabà izy namely azy ka nahazo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novorin’i Davida ny miaramila sisa rehetra; ary nankany Rabà izy hanafika azy, ka azony ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida namory ny vahoaka rehetra, dia nankany Raba ka namely azy ary nahafaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namory ny vahoaka rehetra i Davida dia nankany Raba ka namely azy ary nahazo azy.
malagasy
Ary Davida namory ny vahoaka rehetra, dia nankany Raba ka namely azy ary nahafaka azy.