2 Samuel 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy maintsy honerany avo efatra heny ilay zanak’ondrivavy noho ny nanaovany izany zavatra izany sy noho ny tsy namindrany fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ilay ondrivavy honerany efatra heny, noho izy nahavita an’izany sy tsy nanana antra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny ondrivavikely dia hosoloiny avo efatra heny, satria nanao izany tsy nisy antra izy.
Malagasy Bible 1865
ary ilay zanak'ondry vavy tsy maintsy honerany efatra heny noho ny nanaovany izany zavatra izany sy noho ny tsy namindrany fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy maintsy honerany avo efatra heny ilay zanak’ondrivavy noho ny nanaovany izany zavatra izany sy noho ny tsy namindrany fo.
malagasy
ary ilay zanak'ondry vavy tsy maintsy honerany efatra heny noho ny nanaovany izany zavatra izany sy noho ny tsy namindrany fo.