2 Samuel 12:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin’NY TOMPO ka nanao izay ratsy eo imasony? I Oria hetita dia nasianao ny sabatra, ary ny vadiny dia nalainao ho vadinao. Eny, novonoinao tamin’ny sabatry ny taranak’i Amona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nahoana no nanamavo ny tenin’i Iaveh ianao, fa nanao izay ratsy eo imasony? I Oria Heteanina nasianao ny sabatra, ny vadiny nalainao ho vady, izy novonoinao tamin’ny sabatry ny taranak’i Amôna!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nahoana no tsy noraharahainao ny teniko tamin’ny nanaovanao izay ratsy eo imasoko? Nasianao tamin’ny sabatra i Orià ilay Hetita ary nalainao ho vadinao ny vadiny; eny, ianao no nahafaty azy tamin’ny sabatry ny Hamônita.
Malagasy Bible 1865
koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin'i Jehovah ka nanao izay ratsy eo imasony? Oria Hetita nasianao ny sabatra, ary ny vadiny nalainao ho vadinao. Eny, efa novonoinao tamin'ny sabatry ny taranak'i Amona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin’NY TOMPO ka nanao izay ratsy eo imasony? I Oria hetita dia nasianao ny sabatra, ary ny vadiny dia nalainao ho vadinao. Eny, novonoinao tamin’ny sabatry ny taranak’i Amona izy.
malagasy