2 Samuel 13:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony noentiny tao aminy hohaniny izany dia nihazona an’i Tamara izy ka niteny taminy hoe: Avia handry amiko, Ranabaviko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo, raha ilay nanolotra izany hohaniny iny izy, dia nosavihiny ka hoy izy taminy: «Avia handry amiko, ranabavy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa raha iny nandroso mofo hohaniny iny razazavavy, dia nohazonin’i Amnôna ka nataony hoe: –Avia handry amiko, ranabavy.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nentiny tao aminy hohaniny izany; dia nihazona an'i Tamara izy ka nanao taminy hoe: Avia handry amiko, ranabaviko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony noentiny tao aminy hohaniny izany dia nihazona an’i Tamara izy ka niteny taminy hoe: Avia handry amiko, Ranabaviko.
malagasy
Ary nony nentiny tao aminy hohaniny izany; dia nihazona an'i Tamara izy ka nanao taminy hoe: Avia handry amiko, ranabaviko.