2 Samuel 13:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy nety nihaino ny feon-dRazazavavy izy fa natanjaka noho izy; dia nanolana azy izy ka nandry taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nety nihaino ny feony anefa izy, fa mahery noho razazavavy izy, ka nanaovany an-keriny io, dia nandriany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nety nihaino an-drazazavavy anefa i Amnôna fa natanjaka noho izy, ka nanao an-keriny azy ary niray taminy.
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy nety nihaino ny feon-drazazavavy izy, fa natanjaka noho izy, dia nisavika azy ka nandry taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy nety nihaino ny feon-dRazazavavy izy fa natanjaka noho izy; dia nanolana azy izy ka nandry taminy.
malagasy
Nefa tsy nety nihaino ny feon-drazazavavy izy, fa natanjaka noho izy, dia nisavika azy ka nandry taminy.