2 Samuel 13:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy taminy: Aza dia manao ratsy mandroaka ahy ianao fa ratsy noho ny zavatra hafa nataonao izao. Nefa tsy nety nihaino azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy izy namaly azy: «Ny ratsy nataonao tamiko dia aza ampiana fandroahana ahy, fa zava-dratsy kokoa indray izany.» Nefa tsy nety nihaino azy akory i Amnôna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Tsia, fa ho heloka ratsy kokoa noho izay efa nataonao tamiko ny fandroahanao ahy. Nefa mbola tsy nety nihaino azy ihany i Amnôna.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Aza dia manao ratsy mandroaka ahy ianao, fa ratsy noho ny zavatra hafa nataonao izao. Nefa tsy nety nihaino azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy taminy: Aza dia manao ratsy mandroaka ahy ianao fa ratsy noho ny zavatra hafa nataonao izao. Nefa tsy nety nihaino azy izy.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Aza dia manao ratsy mandroaka ahy ianao, fa ratsy noho ny zavatra hafa nataonao izao. Nefa tsy nety nihaino azy izy.