2 Samuel 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ny zatovony izay nanompo azy izy ka niteny hoe: Esory hiala eto amiko ity vehivavy ity ka hidio ny varavarana rehefa tafavoaka izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny zatovo nanompo azy no nantsoiny, ka nataony hoe: «Roahy any ivelany lavitra ahy ravehivavy ity, dia arindrino ny varavarana rehefa tafavoaka izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso ny zatovolahiny izy ka nanao taminy hoe: –Roahy hiala eto amiko io vehivavy io; dia hidio ny varavarana, rehefa tafavoaka izy.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso ny zatovony izay nanompo azy izy ka nanao hoe: Esory hiala eto amiko ity vehivavy ity, ka hidio ny varavarana, rehefa tafavoaka izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ny zatovony izay nanompo azy izy ka niteny hoe: Esory hiala eto amiko ity vehivavy ity ka hidio ny varavarana rehefa tafavoaka izy!
malagasy
Dia niantso ny zatovony izay nanompo azy izy ka nanao hoe: Esory hiala eto amiko ity vehivavy ity, ka hidio ny varavarana, rehefa tafavoaka izy.