2 Samuel 13:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasian’i Tamara lavenona ny lohany sady notriariny ny akanjo misoratsoratra izay nanaovany; dia niloloha tanana izy sady nitomany nidradradradra teny am-pandehanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohosenan’i Tamara vovoka ny lohany dia lasa nandeha izy, nidradradradra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norarahany lavenona ny lohany ary notriariny ny akanjo lava teny aminy; dia niloloha tanana izy sady nikiakiaka nitomany teny am-pandehanana.
Malagasy Bible 1865
Ary nasian'i Tamara lavenona ny lohany, sady notriariny ny akanjo lava izay niakanjoany, dia niloloha tanana izy, sady nitomany nidradradradra teny am-pandehanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasian’i Tamara lavenona ny lohany sady notriariny ny akanjo misoratsoratra izay nanaovany; dia niloloha tanana izy sady nitomany nidradradradra teny am-pandehanana.
malagasy
Ary nasian'i Tamara lavenona ny lohany, sady notriariny ny akanjo lava izay niakanjoany, dia niloloha tanana izy, sady nitomany nidradradradra teny am-pandehanana.