2 Samuel 13:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Davida mpanjaka kosa izany zavatra rehetra izany dia nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra mafy i Davida mpanjaka nony nandre izany rehetra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Davida mpanjaka izany, dia tezitra mafy izy; kanefa tsy nomeny tsiny i Amnôna satria lahimatoany sady tiany loatra.
Malagasy Bible 1865
Fa nony ren'i Davida mpanjaka izany zavatra rehetra izany, dia nirehitra ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Davida mpanjaka kosa izany zavatra rehetra izany dia nirehitra ny fahatezerany.
malagasy
Fa nony ren'i Davida mpanjaka izany zavatra rehetra izany, dia nirehitra ny fahatezerany.