2 Samuel 13:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy niteny na inona na inona intsony tamin’i Amnona rahalahiny i Absaloma satria halan’i Absaloma izy noho ny nanolanany an’i Tamara anabaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Absalôma kosa tsy niteny tamin’i Amnôna intsony na soa na ratsy na dia indraimbava aza, fa halan’i Absalôma i Amnôna noho ny nametavetany an’i Tamara anabaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy nifampiteny intsony tamin’i Amnôna i Absalôma, satria halan’i Absalôma izy noho ny nanaovany an-keriny an’i Tamara anabaviny.
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma tsy nifampiteny tamin'i Amnona rahalahiny akory na soa na ratsy; fa halan'i Absaloma izy noho ny nisavihany an'i Tamara anabaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy niteny na inona na inona intsony tamin’i Amnona rahalahiny i Absaloma satria halan’i Absaloma izy noho ny nanolanany an’i Tamara anabaviny.
malagasy
Ary Absaloma tsy nifampiteny tamin'i Amnona rahalahiny akory na soa na ratsy; fa halan'i Absaloma izy noho ny nisavihany an'i Tamara anabaviny.