2 Samuel 13:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka roa taona dia nampanety ondry teo Baala-Hazora ao akaikin’i Efraima i Absaloma ka nanasa ny zanakalahin’ny mpanjaka rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa taona taorian’izay, dia tao amin’i Absalôma tao Baal-Hasôra akaikin’i Efraima ny mpanety ondry, ka nanasa ny zanaka lahin’ny mpanjaka rehetra i Absalôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Roa taona taorian’izany, dia nampanety ondry tao Bahàla-Hatsôra akaikin’i Efraîma. Nasain’i Absalôma avokoa ny zanakalahin’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka roa taona ngarangidina, dia nampanety ondry teo Bala-hazora ao akaiky an'i Efraima Absaloma, ka nanasa ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka roa taona dia nampanety ondry teo Baala-Hazora ao akaikin’i Efraima i Absaloma ka nanasa ny zanakalahin’ny mpanjaka rehetra.
malagasy
Ary nony afaka roa taona ngarangidina, dia nampanety ondry teo Bala-hazora ao akaiky an'i Efraima Absaloma, ka nanasa ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra izy.