2 Samuel 13:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankao amin’ny mpanjaka i Absaloma ka niteny hoe: Indro, mampanety ondry ny mpanomponao; koa trara antitra ianao, aoka ny mpanjaka sy ny mpanompony handeha hiaraka amiko mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nankao amin’ny mpanjaka i Absalôma nanao hoe: «Indro fa ao amin’ny mpanomponao ny mpanety ondry ka aoka ho any amin’ny mpanomponao ny mpanjaka sy ny mpanompony.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankao amin’ny mpanjaka i Absalôma ka nanao hoe: –Indro hampanety ondry aho, ry mpanjaka; koa mba tongava any amiko ny tenanao sy ireo minisitrao.
Malagasy Bible 1865
Ary nankao amin'ny mpanjaka Absaloma ka nanao hoe: Indro, mampanety ondry ny mpanomponao; koa trarantitra ianao, aoka ny mpanjaka sy ny mpanompony handeha hiaraka amiko mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankao amin’ny mpanjaka i Absaloma ka niteny hoe: Indro, mampanety ondry ny mpanomponao; koa trara antitra ianao, aoka ny mpanjaka sy ny mpanompony handeha hiaraka amiko mpanomponao.
malagasy
Ary nankao amin'ny mpanjaka Absaloma ka nanao hoe: Indro, mampanety ondry ny mpanomponao; koa trarantitra ianao, aoka ny mpanjaka sy ny mpanompony handeha hiaraka amiko mpanomponao.