2 Samuel 13:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny mpanjaka tamin’i Absaloma: Tsia, anaka! Aoka tsy handeha avokoa izahay rehetra, fandrao mahavaky tratra anao. Fa nanery azy ihany i Absaloma; nefa tsy nety nandeha izy fa nitsodrano azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny mpanjaka tamin’i Absalôma: «Tsia, anaka, tsy handeha daholo izahay fandrao dia mahavaky tratra anao.» Nanao ditra ihany izy nefa tsy nandeha ny mpanjaka, fa nitso-drano azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny mpanjaka tamin’i Absalôma: –Tsia, anaka, aoka tsy handeha avokoa izahay sao dia hanahirana anao. Nikiry ihany i Absalôma, nefa tsy nety nandeha ny mpanjaka fa nitsodrano azy fotsiny.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny mpanjaka tamin'i Absaloma: Tsia, anaka, aoka tsy handeha avokoa izahay rehetra, fandrao mahavaky tratra anao. Fa Absaloma nanery azy ihany; nefa tsy nety nandeha izy, fa nitso-drano azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny mpanjaka tamin’i Absaloma: Tsia, anaka! Aoka tsy handeha avokoa izahay rehetra, fandrao mahavaky tratra anao. Fa nanery azy ihany i Absaloma; nefa tsy nety nandeha izy fa nitsodrano azy ihany.
malagasy