2 Samuel 13:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanery azy anefa i Absaloma ka nalefany hiaraka aminy i Amnona sy ny zanakalahin’ny mpanjaka rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mbola nanao ditra ihany i Absalôma, ka dia navelan’ny mpanjaka handeha hiaraka aminy i Amnôna sy ny zanaky ny manjaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nikiry hatrany i Absalôma, ka farany navelan’ny mpanjaka handeha hiaraka aminy ihany i Amnôna sy ireo zanakalahiny hafa rehetra. Dia nanomana fanasana tahaka ny fanasà-mpanjaka i Absalôma.
Malagasy Bible 1865
Fa nanery azy Absaloma, ka dia nalefany Amnona sy ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra handeha hiaraka aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanery azy anefa i Absaloma ka nalefany hiaraka aminy i Amnona sy ny zanakalahin’ny mpanjaka rehetra.
malagasy
Fa nanery azy Absaloma, ka dia nalefany Amnona sy ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra handeha hiaraka aminy.