2 Samuel 13:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nana-namana i Amnona, Jonadaba no anarany, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida; ary i Jonadaba dia olona fetsy tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanan-tsakaiza anankiray atao hoe Jônadaba i Amnôna; zanak’i Semmaa rahalahin’i Davida izy io, ary lehilahy fetsy loatra i Jônadaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Amnôna kosa nanan-tsakaiza natao hoe Jônadaba sady zanakalahin’i Simehà izay rahalahin’i Davida; ary io Jônadaba io dia tena lalin-tsaina.
Malagasy Bible 1865
Fa Amnona nanan-tsakaiza, Jonadaba no anarany, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida; ary Jonadaba dia olona fetsy loatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nana-namana i Amnona, Jonadaba no anarany, zanak’i Simea, rahalahin’i Davida; ary i Jonadaba dia olona fetsy tokoa.
malagasy
Fa Amnona nanan-tsakaiza, Jonadaba no anarany, zanak'i Simea, rahalahin'i Davida; ary Jonadaba dia olona fetsy loatra.