2 Samuel 13:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola teny an-dalana izy ireo dia tonga tao amin’i Davida ny filazana hoe: Novonoin’i Absaloma avokoa ny zanakalahin’ny mpanjaka ka tsy nasiany miangana na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola teny an-dalana izy ireo, dia efa tonga tao amin’i Davida sahady ny filazana hoe: «Novonoin’i Absalôma tsy nasiany iray niangana ny zanaka lahin’ny mpanjaka rehetra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mbola teny an-dalana izy ireo, dia efa ren’i Davida ny vaovao hoe: «Novonoin’i Absalôma ho faty avokoa ny zanakalahinao, ka tsy nisy niangana na dia iray aza.»
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola teny an-dalana izy ireo, dia tonga tao amin'i Davida ny filazana hoe: novonoin'i Absaloma avokoa ny zanakalahin'ny mpanjaka, ka tsy nasiany miangana na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola teny an-dalana izy ireo dia tonga tao amin’i Davida ny filazana hoe: Novonoin’i Absaloma avokoa ny zanakalahin’ny mpanjaka ka tsy nasiany miangana na dia iray akory aza.
malagasy
Ary raha mbola teny an-dalana izy ireo, dia tonga tao amin'i Davida ny filazana hoe: novonoin'i Absaloma avokoa ny zanakalahin'ny mpanjaka, ka tsy nasiany miangana na dia iray akory aza.