2 Samuel 13:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana ny mpanjaka ka nandriatra ny fitafiany ary nandry tamin’ny tany; ny mpanompony rehetra kosa nitsangana teo, samy voatriatra avokoa ny fitafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana ny mpanjaka, norovitiny ny fitafiany, dia nandry tamin’ny tany izy; ny mpanompony rehetra nitoetra teo koa, sady rovi-pitafiana avokoa izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana ny mpanjaka ka nandriatra ny akanjony ary nandry tamin’ny tany. Nijoro teo koa ny minisitra rehetra, samy rovitra akanjo avokoa.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana ny mpanjaka ka nandriatra ny fitafiany, dia nandry tamin'ny tany; ary ny mpanompony rehetra nitsangana teo, samy voatriatra avokoa ny fitafiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana ny mpanjaka ka nandriatra ny fitafiany ary nandry tamin’ny tany; ny mpanompony rehetra kosa nitsangana teo, samy voatriatra avokoa ny fitafiany.
malagasy
Dia nitsangana ny mpanjaka ka nandriatra ny fitafiany, dia nandry tamin'ny tany; ary ny mpanompony rehetra nitsangana teo, samy voatriatra avokoa ny fitafiany.