2 Samuel 13:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka ny mpanjaka tompoko tsy hieritreritra am-po fa maty avokoa ny zanakalahin’ny mpanjaka rehetra; fa i Amnona ihany no maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny dia aoka tsy hataon’ny mpanjaka tompoko fa hoe ny zanaka lahin’ny mpanjaka rehetra no maty, i Amnôna irery ihany no maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aoka ianao, ry andriamanjaka, tsy hieritreritra fa maty avokoa ny zanakalahinao; tsia, i Amnôna ihany no maty,
Malagasy Bible 1865
Koa aoka ny mpanjaka tompoko tsy hieritreritra am-po fa maty avokoa ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra; fa Amnona ihany no maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka ny mpanjaka tompoko tsy hieritreritra am-po fa maty avokoa ny zanakalahin’ny mpanjaka rehetra; fa i Amnona ihany no maty.
malagasy
Koa aoka ny mpanjaka tompoko tsy hieritreritra am-po fa maty avokoa ny zanakalahin'ny mpanjaka rehetra; fa Amnona ihany no maty.