2 Samuel 13:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandositra i Absaloma. Ary nanopy ny masony ny zatovo mpitily ka nahita fa indreo, nisy olona maro avy tao aorianany, teo anilan’ny tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Absalôma dia lasa nandositra.» Ary natopin’ity zatovo nalatsaka ho mpitily ny masony dia nijery izy ka indreny nisy andian’olona maromaro, avy amin’ny lalana any andrefana, any amin’ny ilany nisy ny tendrombohitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nandositra i Absalôma. Fa raha niandrandra ny mpanompo izay nasaina niambina, dia nahita andian’olona marobe nidina ny tendrombohitra tamin’ny lalan’i Hôrônaima. Dia nankany amin’ny mpanjaka ilehio ka nitantara izay zavatra hitany.
Malagasy Bible 1865
Fa Absaloma nandositra. Ary ny zatovo mpitily nanopy ny masony ka nahita fa, indreo nisy olona maro avy teo ivohony, teo anilan'ny tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandositra i Absaloma. Ary nanopy ny masony ny zatovo mpitily ka nahita fa indreo, nisy olona maro avy tao aorianany, teo anilan’ny tendrombohitra.
malagasy
Fa Absaloma nandositra. Ary ny zatovo mpitily nanopy ny masony ka nahita fa, indreo nisy olona maro avy teo ivohony, teo anilan'ny tendrombohitra.