2 Samuel 13:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Jonadaba tamin’ny mpanjaka: Indreo, avy ny zanakalahin’ny mpanjaka; dia araka ny nolazain’ny mpanomponao tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jônadaba tamin’ny mpanjaka: «Indreo tamy tokoa ny zanaky ny mpanjaka; araka ny voalazan’ny mpanomponao no nahatanterahan’ny zavatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Jônadaba tamin’ny mpanjaka: –Indreo tokoa, araka izay efa voalazako taminao, fa tonga ireo zanakalahinao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jonadaba tamin'ny mpanjaka: Indreo, avy ny zanakalahin'ny mpanjaka, dia araka ny nolazain'ny mpanomponao tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Jonadaba tamin’ny mpanjaka: Indreo, avy ny zanakalahin’ny mpanjaka; dia araka ny nolazain’ny mpanomponao tokoa.
malagasy
Ary hoy Jonadaba tamin'ny mpanjaka: Indreo, avy ny zanakalahin'ny mpanjaka, dia araka ny nolazain'ny mpanomponao tokoa.