2 Samuel 13:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa voalazany izany teny izany dia indreo, tonga ny zanakalahin’ny mpanjaka ka nanandratra ny feony nitomany; ary mba nitomany mafy dia mafy koa ny mpanjaka sy ny mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao tapitra ny teniny, dia tonga ny zanaky ny mpanjaka, ary nanandra-peo nitomany izy ireo ka nirotsaka be dia be koa ny ranomasin’i Davida mbamin’ny mpanompony rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao tapitra ny teniny, dia indreo tonga ny zanakalahin’ny mpanjaka samy nigogogogo nitomany; ary mba nanao ranomaso havozona koa ny mpanjaka sy ny minisitra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa voalazany izany teny izany, dia indreo, tonga ny zanakalahin'ny mpanjaka, ary nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary ny mpanjaka sy ny mpanompony dia mba nitomany mafy dia mafy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa voalazany izany teny izany dia indreo, tonga ny zanakalahin’ny mpanjaka ka nanandratra ny feony nitomany; ary mba nitomany mafy dia mafy koa ny mpanjaka sy ny mpanompony.
malagasy
Ary nony efa voalazany izany teny izany, dia indreo, tonga ny zanakalahin'ny mpanjaka, ary nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary ny mpanjaka sy ny mpanompony dia mba nitomany mafy dia mafy koa.