2 Samuel 13:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Absaloma kosa dia nandositra nankany amin’i Talmay, zanakalahin’i Amihoda, mpanjakan’i Gesora. Ary nisaona ny zanany naharitra i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Absalôma kosa nandositra tany amin’i Tôlomaia zanak’i Amioda, mpanjakan’i Gesora. Ary i Davida nisaona ny zanany isan’andro isan’andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Absalôma dia nandositra nankany amin’i Talmay zanakalahin’i Hamihoda sady mpanjakan’i Gesora ka nijanona tany telo taona. Nisaona an-janany hatrany kosa i Davida nandritra izany fotoana izany.
Malagasy Bible 1865
Fa Absaloma nandositra nankany amin'i Talmay, zanakalahin'i Amihoda, mpanjakan'i Gesora. Ary nisaona ny zanany mandrakariva Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Absaloma kosa dia nandositra nankany amin’i Talmay, zanakalahin’i Amihoda, mpanjakan’i Gesora. Ary nisaona ny zanany naharitra i Davida.
malagasy
Fa Absaloma nandositra nankany amin'i Talmay, zanakalahin'i Amihoda, mpanjakan'i Gesora. Ary nisaona ny zanany mandrakariva Davida.