2 Samuel 13:38 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandositra nankany Gesora i Absaloma ka nitoetra tany nandritra ny telo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandositra i Absalôma nankany Gesora, dia tany izy telo taona.
Malagasy Bible 1865
Ary Absaloma efa nandositra nankany Gesora ka nitoetra tany telo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandositra nankany Gesora i Absaloma ka nitoetra tany nandritra ny telo taona.
malagasy
Ary Absaloma efa nandositra nankany Gesora ka nitoetra tany telo taona.Ary Davida mpanjaka naniry hivoaka hankany amin'i Absaloma; fa nionona izy noho ny amin'i Amnona, satria efa maty izy.[Na: Koa izany no nisakana an'i Davida mpanjaka tsy hivoaka hamely an'i Absaloma]