2 Samuel 13:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsahatra tsy nanenjika an’i Absaloma intsony i Davida mpanjaka satria nionona izy noho ny amin’i Amnona izay efa maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Davida nitsahatra tamin’ny hoe hanenjika an’i Absalôma, fa efa afaka ny alahelony tamin’ny nahafatesan’i Amnôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary natsahatr’i Davida mpanjaka ny fanenjehany an’i Absalôma fa efa nionona ny alahelony tamin’ny nahafatesan’i Amnôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida mpanjaka naniry hivoaka hankany amin'i Absaloma; fa nionona izy noho ny amin'i Amnona, satria efa maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsahatra tsy nanenjika an’i Absaloma intsony i Davida mpanjaka satria nionona izy noho ny amin’i Amnona izay efa maty.
malagasy
Ary Davida mpanjaka naniry hivoaka hankany amin'i Absaloma; fa nionona izy noho ny amin'i Amnona, satria efa maty izy.[Na: Koa izany no nisakana an'i Davida mpanjaka tsy hivoaka hamely an'i Absaloma]