2 Samuel 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka nankany amin’i Tamara any an-tranony i Davida hiteny hoe: Mankanesa kely any an-tranon’i Amnona anadahinao ka manamboara sakafo ho azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka olona i Davida hilaza amin’i Tamara tao an-trano hanao hoe: «Mankanesa ao an-tranon’i Amnôna, anadahinao, ka manaova nahandro ho azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naniraka olona nankany amin’i Tamara i Davida hilaza aminy hoe: –Mankanesa kely any amin’i Amnôna anadahinao ka manamboara sakafo ho azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida naniraka nankany amin'i Tamara any an-tranony nanao hoe: Mankanesa kely any an-tranon'i Amnona anadahinao, ka manaova nahandro ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka nankany amin’i Tamara any an-tranony i Davida hiteny hoe: Mankanesa kely any an-tranon’i Amnona anadahinao ka manamboara sakafo ho azy.
malagasy
Ary Davida naniraka nankany amin'i Tamara any an-tranony nanao hoe: Mankanesa kely any an-tranon'i Amnona anadahinao, ka manaova nahandro ho azy.