2 Samuel 13:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha nankany an-tranon’i Amnona anadahiny i Tamara; ary nandry ny anadahiny. Dia naka koba Razazavavy, nofetafetainy ary nataony mofo teo imasony; ary nendasiny ny mofo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa i Tamara nankao amin’i Amnôna anadahiny izay efa nandry. Naka koba izy, noditiny namboariny ho mofomamy teo imasony, ary nandrahoiny ny mofomamy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankany amin’i Amnôna anadahiny i Tamara ka nahita azy teo am-pandriana. Naka koba razazavavy, dia nofetainy ary novolavolainy sy nendasiny ho mofo teo imasony.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha Tamara nankany an-tranon'i Amnona anadahiny; ary nandry ny anadahiny. Dia naka koba razazavavy, ka nofetafetainy ary nataony mofo teo imasony, ary nendasiny ny mofo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha nankany an-tranon’i Amnona anadahiny i Tamara; ary nandry ny anadahiny. Dia naka koba Razazavavy, nofetafetainy ary nataony mofo teo imasony; ary nendasiny ny mofo.
malagasy
Dia nandeha Tamara nankany an-tranon'i Amnona anadahiny; ary nandry ny anadahiny. Dia naka koba razazavavy, ka nofetafetainy ary nataony mofo teo imasony, ary nendasiny ny mofo.