2 Samuel 13:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisiny ny fanendasana ka narosony teo anoloany. Tsy nety nihinana anefa i Amnona. Hoy izy: Avoahy ny olona rehetra! Dia nivoaka ny trano ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha efa izany, noraisiny ny lapoaly, dia noloarany teo anoloany. Tsy nety nihinana anefa izy. Dia hoy i Amnôna: «Asaovy mivoaka hiala eto amiko ny olona rehetra.» Nony tafavoaka niala tao aminy daholo ny olona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa izany, dia noraisiny ny lapoaly ka narosony azy ny tao anatiny, nefa tsy nety nihinana izy. Ary hoy i Amnôna: –Avoahy avokoa ny olona rehetra. Dia nivoaka ny trano avokoa ny olona rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia noraisiny ny fanendasana, ka narosony teo anoloany; fa tsy nety nihinana izy. Ary hoy Amnona: Avoahy ny olona rehetra. Dia nivoaka ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisiny ny fanendasana ka narosony teo anoloany. Tsy nety nihinana anefa i Amnona. Hoy izy: Avoahy ny olona rehetra! Dia nivoaka ny trano ny olona rehetra.
malagasy
Dia noraisiny ny fanendasana, ka narosony teo anoloany; fa tsy nety nihinana izy. Ary hoy Amnona: Avoahy ny olona rehetra. Dia nivoaka ny olona rehetra.