2 Samuel 14:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahafantatra i Joaba, zanak’i Zeroia, fa mbola nanana alahelo tamin’i Absaloma ihany ny fon’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitan’i Jôaba zanak’i Sarvià fa nitodika nankany amin’i Absalôma ny fon’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsapan’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià fa tezitra tamin’i Absalôma ny fon’ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary Joaba, zanak'i Zeroia, nahalala fa ny fon'ny mpanjaka nalahelo an 'i Absaloma ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahafantatra i Joaba, zanak’i Zeroia, fa mbola nanana alahelo tamin’i Absaloma ihany ny fon’ny mpanjaka.
malagasy
[Ny nodian'i Absaloma, sy ny nampihavanana ny rainy taminy] Ary Joaba, zanak'i Zeroia, nahalala fa ny fon'ny mpanjaka nalahelo an'i Absaloma ihany.[Na: mbola tezitra tamin']