2 Samuel 14:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka: Na zovy na zovy manisy teny anao, ento etỳ amiko; dia tsy haninona anao intsony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka: «Raha mbola misy manelingelina anao, dia ento atỳ amiko izy, tsy hanohina anao intsony izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny mpanjaka hoe: –Raha mbola misy olona miteny anao, dia ento atỳ amiko, fa tsy hamerina izany intsony aminao izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanjaka: Na zovy na zovy manisy teny anao, ento etỳ amiko, dia tsy haninona anao intsony izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka: Na zovy na zovy manisy teny anao, ento etỳ amiko; dia tsy haninona anao intsony izy.
malagasy
Dia hoy ny mpanjaka: Na zovy na zovy manisy teny anao, ento etỳ amiko, dia tsy haninona anao intsony izy.