2 Samuel 14:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Ravehivavy: Trara antitra ianao, aoka ny mpanompovavinao mba hanao teny indraimbava monja amin’ny mpanjaka tompoko. Ary hoy izy: Lazao ary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ravehivavy: «Aza mahafady ny ankizy vavinao, fa hilaza teny indraimbava amin’ny mpanjaka tompoko aho, raha sitrakao.» Hoy ny navaliny: «Lazao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray ravehivavy taminy: –Ry andriamanjaka ô, mamelà ahy mbola hiteny kely indraim-bava aminao. Ary hoy izy hoe: –Ento ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ravehivavy: Trarantitra ianao, aoka kely ny mpanompovavinao hanao teny indraim-bava monja amin'ny mpanjaka tompoko. Ary hoy izy: Lazao ary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Ravehivavy: Trara antitra ianao, aoka ny mpanompovavinao mba hanao teny indraimbava monja amin’ny mpanjaka tompoko. Ary hoy izy: Lazao ary.
malagasy
Ary hoy ravehivavy: Trarantitra ianao, aoka kely ny mpanompovavinao hanao teny indraim-bava monja amin'ny mpanjaka tompoko. Ary hoy izy: Lazao ary.