2 Samuel 14:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Ravehivavy: Nahoana ianao no nihevitra toy izany hamely ny olon’Andriamanitra? Fa amin’ny itenenan’ny mpanjaka izany zavatra izany dia toa mahavoa ny tenany ihany izy noho ny tsy fampodian’ny mpanjaka ilay noroahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ravehivavy: Nahoana ianao no nanao hevitra toy izany amin’ny vahoakan’Andriamanitra - milaza ny tenany ho diso ny mpanjaka mamoaka izany teny fitsarana izany - dia ny amin’ny tsy fampiverenan’ny mpanjaka an’ilay nataony sesitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ravehivavy taminy: –Nahoana ianao no nisaina zavatra toy izany tamin’ny vahoakan’Andriamanitra? Fa araka izay voalazanao teo, dia manameloka ny tenanao ianao satria tsy nampody ilay noroahinao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ravehivavy: Nahoana ianao no nihevitra toy izany hamely ny olon'Andriamanitra? Fa amin'ny, itenenan'ny mpanjaka izany zavatra izany, dia toa mahavoa ny tenany ihany izy noho ny tsi-fampodian'ny mpanjaka ilay noroahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Ravehivavy: Nahoana ianao no nihevitra toy izany hamely ny olon’Andriamanitra? Fa amin’ny itenenan’ny mpanjaka izany zavatra izany dia toa mahavoa ny tenany ihany izy noho ny tsy fampodian’ny mpanjaka ilay noroahiny.
malagasy