2 Samuel 14:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Matoa aho tonga hilaza izany zavatra izany amin’ny mpanjaka tompoko dia satria nampitahotra ahy ny olona. Ary hoy aho mpanompovavinao: Mba holazaiko amin’ny mpanjaka izany; fa angamba ny mpanjaka hanatanteraka izay angatahin’ny mpanompovaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny kosa notairin’ny vahoaka aho no tonga nilaza izany zavatra izany tamin’ny mpanjaka tompoko; ka hoy ny ankizy vavinao: hiresaka amin’ny mpanjaka aho, sao ataon’ny mpanjaka tokoa izay holazain’ny ankizy vavinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha tonga hilaza izany rehetra izany aminao aho, ry andriamanjaka, dia satria nisy olona nampitahotra ahy; kanefa hoy aho anakampoko hoe: «Hiteny amin’ny mpanjaka aho, fa angamba hanao izay holazaiko ihany izy;
Malagasy Bible 1865
Fa izaho no tonga hilaza izany zavatra izany amin'ny mpanjaka tompoko, ny olona no nampitahotra ahy: ary hoy izaho mpanompovavinao: mba holazaiko amin'ny mpanjaka izany; fa angamba ny mpanjaka hanao izay angatahin'ny mpanompovaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Matoa aho tonga hilaza izany zavatra izany amin’ny mpanjaka tompoko dia satria nampitahotra ahy ny olona. Ary hoy aho mpanompovavinao: Mba holazaiko amin’ny mpanjaka izany; fa angamba ny mpanjaka hanatanteraka izay angatahin’ny mpanompovaviny.
malagasy