2 Samuel 14:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, hihaino ny mpanjaka ka hamonjy ny mpanompovaviny ho afaka amin’ny tanan’ny lehilahy izay ta hamongotra ahy mbamin’ny zanako hiala amin’ny lova nomen’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, fa hihaino ny mpanjaka mba hanafaka ny ankizy vaviny eo an-tanan’olona izay mitady hanesotra ahy sy ny zanako eo amin’ny lovan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoekeny ny hamonjy ahy ho afaka amin’ny tanan’ny lehilahy izay te hamongotra ahy sy ny zanako tsy ho anisan’ilay vahoaka fananan’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Eny, ny mpanjaka hihaino ka hamonjy ny mpanompovaviny ho afaka amin'ny tanan'ny lehilahy izay ta-hamongotra ahy mbamin'ny zanako hiala amin'ny lova nomen'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, hihaino ny mpanjaka ka hamonjy ny mpanompovaviny ho afaka amin’ny tanan’ny lehilahy izay ta hamongotra ahy mbamin’ny zanako hiala amin’ny lova nomen’Andriamanitra.
malagasy
Eny, ny mpanjaka hihaino ka hamonjy ny mpanompovaviny ho afaka amin'ny tanan'ny lehilahy izay ta-hamongotra ahy mbamin'ny zanako hiala amin'ny lova nomen'Andriamanitra.