2 Samuel 14:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanompovavinao: Hahazoako fiononana anie ny tenin’ny mpanjaka tompoko; fa tahaka ilay Anjelin’Andriamanitra ny mpanjaka tompoko ka mandinika izay soa sy ratsy; koa ho aminao anie NY TOMPO Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niteny ny ankizy vavinao hoe: Aoka hampahazo fiadanana ahy ny tenin’ny mpanjaka tompoko. Fa tahaka ny Anjelin’Andriamanitra ny mpanjaka tompoko, hihaino ny tsara sy ny ratsy. Ary homba anao anie i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa aho anakampoko hoe: «Hampitony anie ny tenin’ny andriamanjaka. Fa tahaka ny anjeli n’Andriamanitra izy ka mahalala ny tsara sy ny ratsy.» Hiaraka aminao anie ny TOMPO Andriamanitrao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpanompovavinao: Hahazoako fiononana anie ny tenin'ny mpanjaka tompoko; fa ta-haka Ilay Anjelin'Andriamanitra ny mpanjaka tompoko ka mandinika izay soa sy ratsy; koa Jehovah Andriamanitrao anie ho aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanompovavinao: Hahazoako fiononana anie ny tenin’ny mpanjaka tompoko; fa tahaka ilay Anjelin’Andriamanitra ny mpanjaka tompoko ka mandinika izay soa sy ratsy; koa ho aminao anie NY TOMPO Andriamanitrao.
malagasy