2 Samuel 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjaka tamin-dRavehivavy: Aza afenina ahy izay zavatra hanontaniako anao. Dia hoy Ravehivavy: Aoka hiteny ny mpanjaka tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ny mpanjaka ary nilaza tamin-dravehivavy nanao hoe: «Aza misy afeninao izay hanontaniako anao.» Hoy ravehivavy: «Aoka hiteny ny mpanjaka tompoko!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka namaly an-dravehivavy: –Aza misy afenina ahy izay zavatra hanontaniako anao. Dia hoy ravehivavy hoe: –Aoka ianao hiteny, ry andriamanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjaka namaly an-dravehivavy hoe: Aza dia afenina ahy izay zavatra hanontaniako anao. Dia hoy ravehivavy: Aoka hiteny ny mpanjaka tompoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjaka tamin-dRavehivavy: Aza afenina ahy izay zavatra hanontaniako anao. Dia hoy Ravehivavy: Aoka hiteny ny mpanjaka tompoko.
malagasy
Ary ny mpanjaka namaly an-dravehivavy hoe: Aza dia afenina ahy izay zavatra hanontaniako anao. Dia hoy ravehivavy: Aoka hiteny ny mpanjaka tompoko.