2 Samuel 14:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba: Indro fa efa nekeko izany zavatra izany; koa andeha, alao hody i Absaloma zatovo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba: «Indro, hataoko izany, koa andeha hampody ny tovolahy Absalôma.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Jôaba: –Indro efa narahiko ny torohevitrao; koa ndeha alao i Absalôma zatovolahy ka ampodio eto.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Joaba: Indro fa efa nekeko izany zavatra izany: koa andeha, alao hody Absaloma zatovo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba: Indro fa efa nekeko izany zavatra izany; koa andeha, alao hody i Absaloma zatovo.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Joaba: Indro fa efa nekeko izany zavatra izany: koa andeha, alao hody Absaloma zatovo.