2 Samuel 14:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga i Joaba nankany Gesora ka noentiny nankany Jerosalema i Absaloma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitsangana i Jôaba, dia lasa tany Gesora, ary nentiny nody any Jerosalema i Absalôma.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niarina i Jôaba ka nankany Gesora, ary nitondra an’i Absalôma hody any Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga Joaba nankany Gesora, ka nentiny nankany Jerosalema Absaloma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga i Joaba nankany Gesora ka noentiny nankany Jerosalema i Absaloma.
malagasy
Dia niainga Joaba nankany Gesora, ka nentiny nankany Jerosalema Absaloma.