2 Samuel 14:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy fa aza avela hahita ny tavako. Dia nankany an-tranony i Absaloma ka tsy nahita ny tavan’ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny mpanjaka: «Aoka ho any an-tranony izy, ka tsy hahita ny tavako.» Dia nankany an-tranony i Absalôma, ka tsy nahita ny tavan’ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny mpanjaka hoe: –Aoka hody any an-tranony izy, ary aoka tsy hahita ny tavako! Koa nody tany aminy i Absalôma ary tsy mba nahita tava ny mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy, fa aza avela hahita ny tavako. Ary Absaloma nankany an-tranony, ka dia tsy nahita ny tavan'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy fa aza avela hahita ny tavako. Dia nankany an-tranony i Absaloma ka tsy nahita ny tavan’ny mpanjaka.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka: Aoka hody any an-tranony izy, fa aza avela hahita ny tavako. Ary Absaloma nankany an-tranony, ka dia tsy nahita ny tavan'ny mpanjaka.